Domaines d’intervention:
- Reboisement
- Culture de riz pluvial
- Légume
Zones d’intervention:
- Bassin versent Maintsiandrahona
- Anosiarivo
- Commune rurale Antoby Est
- District Miarinarivo
- Commune rurale Antanetibe
- District Soavinandriana
Liste des projets:
- Reboisement
- Culture du riz
- Fiompiana akohogasy
CV
- Fikambanana Tanora Tantsaha Mifanome Tanana hampivoatra ny Tontolo Ambanivohitra
- Fikambanana miara-miasa amin’ny PURSHAPS izay manohana ny tantsaha amin’ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra
- Fikambanana miarony sahan-driaka eo amin’ny toerana izay misy azy
- Fikambanana vonona ny hivelatra amin’ny sehatra maro
- Fikambanana ahitana ireo olona tantsaha